Tsy mba hisy reharehako Toy ny hazo nijalianao Jeso (Jesosy ô !) Eo amin'izay rehetra halehako Izany no voadiko Aminao He! izao rehetra izao ekeko (ry Jeso) Mora lo sy tsy maharitra tokoa (kanefa Jeso) Fa ny fitiavanao jereko Ry Jeso tsy niala tamiko Tsy mba hisy fanorenako Raha ny eto an-tany eto Raiko ô Fa ny lanitra no ho fonenako Izany no mba faniriako He! izao tontolo izao tazaniko (tazaniko) Rendrarendr'izay mamitaka avokoa (kanefa Ray ô !) Fa ny eo anilanao no mamiko ry Raiko Raiso aho ho Anao .tậml - ạ̉ywh ḥnyn Sığınak Olur Yüreğin sạʿẗ mạ bạsẖwf ạlʿṣfwrẗ Vater des Lichts وياك بتزول هموم 约瑟的故事 Ózge Esim joq Pán je můj pastýř Гэрэл гэгээ Yeshua
Song not available - connect to internet to try again?