Tsy mendrika ahy mpanompo Ny atao hoe » zanakao » Kanefa lanao, ry Tompo No niantso ahy izao Izay manatona Ahy Tsy ho laviko, hoy lanao Dia tamy aho ka sahy Nanatona anao Ianao no Madio (Mba diovy aho re) Ianao no Marina (Mba hamarino aho re) Ianao no Masina (Mba hamasino aho re) Tsy mendrika hitsimpona Ny latsaka amin'ny latabatrao aho Kanefa, hoy lanao : « Izay manatona Ahy Tsy ho laviko mihitsy » Noho ny teninao, noho ny teninao Dia sahiko ny manatona Ianao no Madio (Mba diovy aho re) lanao no Marina (Mba hamarino aho re) Ianao no Masina (Mba hamasino aho re) Mba diovy aho re Hamarino aho re Mba diovy aho re Mba hamarino re (Hamarino aho re) Mba hamasino re (Hamasino aho re) Mba diovy Hamarino Hamasino re.Laudate Dominum Dicono che Мой друг я пою эту песню Не завжди буде так يسوع قد أحببتنا Çağırıram ʿlmny ạ̉n ạ̉tẖq bk ЭГАМИЗНИ ОЛҚИШЛА Иште Танръ Дом има неръкотворен
Song not available - connect to internet to try again?