Tsy misy miadana ka afa-po Izay monina eto an-tany ; Fa izay tia sy mino ny Tompo Jeso No hahazo ny soa tsy lany. Mba irio, mba irio Ny hananana an'i Jeso. Raha misy mahory mahazo etý, Jeso no hanala izany ; Tsarovy ny avotra tao Kalvary Fa nalatsany tany ny rany, Mba irio, sns. Izaho maniry hanaraka Anao, Ry Tompo Mpanafaka ota ! Fa fantatro tsara hatramin'izao Ny fitiavanao ahy mpanota Mba irio, sns.Îmi spune lumea că sunt cam nebun yswʿ ḥy fy Спаситель путь мне указал ОБНОВИ ВЪВ МЕНЕ طوبى لأناس Chihowa ak keyu hokma أشواق للبركة Сделай светом нас Мне достаточно благодати ماداقتاڭدار قۇدايدى ٴوز كيەلى ۇيىندە
Song not available - connect to internet to try again?