Tsy misy zava-mahasoa, Andriamanitra ô ! Izay tsy nataonao ho anay Mba hifalianay. Tsy misy singan'ahitra, Na ravin-kazo koa, Izay tsy amantaranay Fa hendry Hianao. Ny kintana mazava erý Maneho avokoa Fa sitrakao hanafaka Ny aizina aminay. Izay rehetra tazanay Dia voninahitrao ; Izay rehetra takona Milaza izany koa. Ny tany sy ny lanitra Nataon'ny herinao Dia azo ianarana Ny famindramponao.Si tu a Tvoja sláva Rab Bir Sığınaktır Հիսուս մանուկներ կսիրի Amit a szem nem látott Halleluja, Du bor i meg Yesus T'lah Datang Ke Dunia Cemar tʿlyq 3 - ạ̹sẖfyny سنين ضاعت Теңирим аядыңбы жүрөгүмдү Jezu, ve svém slitování
Song not available - connect to internet to try again?