Tsy dia ny hahazo soa Arý an-danitra No itiavako Anao, Ry Andriamanitra. Tsy noho ny atahorako Ny fijaliana, Fa noho ny fitiavanao, No itiavako. Voahombo, voalefona, Voalatsa Hianao ; Nahinjitra ny tànanao Tambony hazo teo. Izaho no niaretanao Ny fijaliana ; Ny ranao nanavotana ahy Izay fahavalonao. Ka moa tsy fitiavana Havaliko Anao ? Ny foko no atolotro Anao, ry Tompo ô ! Ry Jeso Kristy masina ô ! Deraiko Hianao, Fa Hianao Mpanjakako Sy Andriamanitro !Нет никого, кто заповедь не знает Щастя бажаємо вашому дому Какое счастье если ты Resting (Leaning) on the everlasting arms Kechir Ollohom Отче, люблю Тебя Saisis ma main craintive Tatăl nostru care eşti în cer Раббин Сеси سعادة
Song not available - connect to internet to try again?