Velona Jesosy, Nitsangana tokoa ; Ny kristiana marobe, Mihoby sy mihira hoe ! // Dera ho Anao, ry Mpandresy ! // Velona Jesosy, Ny helo dia resy, Tanteraka ny avotra, Ka afaka ny heloka ! // Dera ho Anao, ry Mpandresy ! // Velona Jesosy, Ka velona isika, Hiara-monina Aminy, Hohazavain'ny tavany ! // Dera ho Anao, ry Mpandresy ! //tʿbt mn ạlfṣạl yswʿ yạ frḥtnạ Твои руки Zaśpiewaj Bogu serce me ขอบคุณขอบคุณพระเจ้า సిలువపై మరణమొందిన క్రీస్తు قد قام ḥkạyẗ ḥyạẗ أقوى راعٍ Чем могу воздать
Song not available - connect to internet to try again?