Vohay ny varavaram-po ! Ilay Mpanjaka manan-jo, Mpamonjy izao tontolo izao No tonga hanasoa anao. Ny teny fanasana atao Mitondra tena aim-baovao, Ny fahoriana manjo Afahan'ny famindrampo. Mba mihainoa, maneke, Fa sambatra izay mandre, Ka anjakan'ny Tompo to, Izay feno antra, mora fo. Ny andron'aina mitatao No mahafaly fo izao, Mamiratra sy manome Fanantenana lehibe. Ny vavahady mba vohay ! Finaritra izay mandray, Fa tonga ilay Mpanjaka soa Hanao ny asany tokoa. Sokafany ny fo izao, Ry Jeso, mba hidiranao, Ny fahasoavano anie Hananay harena be. Atolotray, ry Tompo ô ! Mba hahatamana Anao ny fo, Ny famonjena vitanao No iankinanay izao.Pane, ty nám dávaš hojne wqt ạlsẖdẗ ạllyl mnthiⁿ Akwai Ƙasa Mai Haske A Can sạkt lyh Très-Haut พระเจ้ายิ่งใหญ่และสมควรจะสรรเสริญ Օ՜, Ինչ Մեծ ես,Մեր Արքա Нет другого Бога у меня عشان حبك
Song not available - connect to internet to try again?