Zava-tsoa tokoa ny fitsipikao Tompo Andriamanitra ô ! Teny mahasoa, aina, hery koa Mba ho an'izay manoa. Soa tsy manam-paharoa ny fitsipikao Iravoanay, fa harena be Sarobidy, tsy afoy, izany didinao, Famonjena ho an'izay mandre. Maizina izahay, kely fantatray Nefa ao ny teninao : Jiro sy fanilon'ny tongotray, Hankanesana Aminao. Soa tsy manam-paharoa ..sns. Raha alaim-panahy itony zanakao Indro, ao ny teninao, Sabatry ny fo, hanoheranay Ilay ratsy hatrizay, Soa tsy manam-paharoa ..sns. Fifalianay, odi-tahotray Ny Baiboly taminao : Avy ny manjo, nefa kosa, Ray Ao tokoa ny tavanao Iravonay ..sns. Soa tsy manam-paharoa ..sns. Ry Jesosy ô Mpampianatray ! Maminay ny teninao ; Taomy izahay, mba hahaizanay Hankatò ny didinao. Soa tsy manam-paharoa ..sns.ప్రేమించెదన్ అధికముగా Solitudine Sing hallelujah Дай нам Бог силы устоять Лабзимдан ҳамду сано mạsẖy mʿạyạ mwsyqy̱ Entrons dans ce lieu قلبى ولحمى Lui è il Signore
Song not available - connect to internet to try again?