Zavatra iray ihany No hotadiavina, Fa izay atý an-tany Dia tsy mampianina Ny nofo dia zava-mandalo ihany, Satria ho lo ao anatin'ny tany ; Raha azoko kosa ny zavatra iray, Ny foko ho sambatra mandrakizay. Tadiavinao tokoa va ny zavatra iray ? Mba hevero fa ny soa Momba ny mandrakizay ; Ka aza fatoran'ny eto intsony, Katsaho tokoa ny any ambony, Fa any no misy ny zavatra iray Izay hifalianao mandrakizay. Ry Fanahy ô, ampio Ny finoako izao ! Ry Mpamonjy ô, tahio Ny mpangataka Aminao ! Tariho ny foko hitady tokoa Ny any ambony izay mahasoa ; Jesosy ihany no zavatra iray, Izay ho anjarako mandrakizay.Օրհնիր Մեզ Օրհնյալ Հզոր Աստված Խաղաղության Скажи Бог что сделать мне МАКТАЙДЫМ СЕНИҤ ЧЫНДЫК СӰӰЖИҤДИ Fire Fall Down Hemel Vader ons aanbid U Genta Injil Bergaun Я люблю Тебя Иисус всем сердцем всей душой كوكو كيك I want more of You
Song not available - connect to internet to try again?