Zaza masina sy soa, Nefa ory Hianao, Ka nanetry tena koa Sy nandao ny lapanao. Teraka ory sy nahantra, Trano tsy nandrianao, Fa tsy nisy izay niantra, Be ny fahorianao. Fihinanam-bilon'omby No natao fandrianao, Fa ny trano be tsy omby, Nisy olo-maro tao. Nofonosin-damban-jaza, Tonga zazabodo re, Nefa Tompo manan-daza Sy Mpanjaka lehibe. Efa halan'olo-maro, Nefa kosa tiako ; Dia avia, ry Mpamonjy ! Honina ato amiko.Como del vivo manantial องค์พระเยซูเจ้าทรงปกเกล้า 走向光明 ạnạ mryḍ ḥbạaⁿ Возвожу я очи Слышишь, ангелы поют Sopra ogni cosa Башлангъчта Сьоз Вардъ Любовью пленил Ты Rut La Moabita
Song not available - connect to internet to try again?