Zazakely entinay Mba hatao batisa izao ; Izy no atokanay Sy atolotray Anao. Rano tsy mba mahasoa, Rano tsy mba mahadio : Ka tahionao izy izao, Jeso ô, be indrafo ! Ary ny Fanahinao Dia ataovy ao am-po Mba hitarika azy, sao Hisy loza izay hanjo. Ry Jehovah be fitia ! Ry Jesosy Tomponay ! Ry Fanahy koa, avia Mba handray ny zanakay.Ҳақиқат Сўзларин Очган Kristov kríž je moja spása Chi mi parlerà آتي إليك يا يسوعي Ç'hir madhështor Прости меня, хоть не прощенья Jeso o, Mpitia anay Yesu Aliniita Yesu Kristi Muna Zuwa Stretneme sa tam za riekou
Song not available - connect to internet to try again?