Arovy ry Tsitoha, Ny Tanindrazanay, Vimbino avokoa Izay mitondra anay ; Ity Nosy ity tahio Mba handry fahizay ; Tantano sy ampio Handroso izahay. Ny tsara mba tohano, Ry Zanaharinay, Ny ratsy mba sakano, Mba hiadananay ! Tahio ny mpitsara Nampanapahinao, Hahay hitondra tsara Izao olonao izao; Ny lehibe rehetra Vangio sy hafanao, Mba hanam-po miantra, Hatahotra Anao, Ny tsara mba tohano, ..sns.free amen Má Pán Ježíš, má mne rád ạryd ạn ạfrḥ qlbk Коркмайън сиз люзгярдан Ja viem, že Spasiteľ môj žije Ved Al Cristo, Rey De Gloria Plus que vainqueurs! Przyjdżże do nas, blasku chwały ạ̹lqạʾ 5 Прозрачен воздух на закате
Song not available - connect to internet to try again?