Avia ry sakaiza ô ! Antsoin'ny Mpanjaka izao Handray fiadiana Hoentina hanafaka. Velona ny baikonao, Andrandrainay Hianao Ka arahinay tokoa, Ry Mpandresy ao Ziona ! Ny sabatra atolony Dia ny teny masina, Ampinga fiarovana Mahery ny finoana. Velona ny baikonao, ..sns. Ny vatsy izay atolony Dia ny ra sy tenany Ho herintsika olony Izay miaramilany. Velona ny baikonao, ..sns. Jesosy ô, arahinay Ny fiantsoanao anay, Ka manampia ny olonao Hiady sy handresy izao. Velona ny baikonao, ..sns.لو كنتِ تدرين يا نفسي Иисус приди أنا محتاج لمسة روحك شام خداوند rwḥ ạlrb ʿlynạ Áradj, folyó Sogʻinchlarim sado boʻlib Зовлон гунигийг минь ᠶᠡᠬᠡ ᠡᠵᠡᠨ ᠢᠷᠡᠬᠦ ᠬᠦᠷᠲᠡᠯᠡ Manaraka ny hafatrao
Song not available - connect to internet to try again?