Aza malahelo, Aza kivy fo ; Izay tia an'i Kristy, Loza tsy hanjo. Jeso, be fiantra ! Mba avia izao, Ary ny mahantra Mba tantanonao. Aza be ahina, Mpino hianao, Fa mba miankina Amin'ny Rainao. Jeso, ..sns. Aza mba misento ; Kristiana anie ! Fa homen'ny Tompo Fifaliam-be. Jeso, ..sns. Tomponay mahery ! Mba tsinjovinao, Tano sao ho very Ny mpanomponao. Jeso, ..sns.Ia jugul lui Hristos pe umeri Sa'ad da Uwaye Sun Kawo Ƙanƙanana قلبى بيك فرحان ạlbḥr ạlkbyr Ó, mám Ťa rád, Pane Cambiaré mi tristeza Под сенью крыл Своих Ты покоишь меня Az Úr Szellem Vas a la deriva سبحوا الإله فهو الحبيب
Song not available - connect to internet to try again?