Efa tonga atý izao Teny fiainana : Raiso mba ho fiainanao, Teny fiainana. He ! ny teny tsara, Teny manan-kery ; Tenin'ny Ray Tsara tokoa Teny fiainana. Io no Filazantsara soa, Teny fiainana : Teny mamy indrindra koa, Teny fiainana. Raisonao ny teny, Teny soa nomeny : Tenin'ny Ray, ..sns. Ry mpanota ! henoy izao, Teny fiainana : Fa fiainana ho anao, Teny fiainana. Kristy no nomena Mba ho famonjena : Tenin'ny Ray, ..sns.สาธุการแด่พระเจ้า Оживи меня Господь по слову Твоему L'alba Սուրբ Հոգին Իջնում է Ինձ Վրա قد عملت أنك ạlrb rạʿy whw kfạyty మాట్లాడు నా ప్రభువా నాతో Mwamba Wenye Imara ننتظر قوتك Mungu Ulisema
Song not available - connect to internet to try again?