Fanahy, Mpanavao anay, Simban'ny ota izahay, Ka amboaronao indray, Havaozy ny fanahinay ! Avia, ry Afo masina, Ny ratsy aoka ho levona ; Ry Loharano velona, Tondrahonao ny efitra. Ny lohataonanao anie Mba hampaniry soa be Sy hampamony ho Anao Izao tany karankaina izao. Ny efitra sy tany lao Hihoby sy hidera Anao, Fa olom-potsy no ho ao ; Mpanompo teo fa afakao. Ry lohataona maminay ! Midina faingana aminay, Fanahy Mpanavao anay, Niandry ela izahay.بمحبة كبيرة حبيتني Улыбка Бога Seniň Sözüň La Bibbia è la voce di Dio Biz jalǵyz emespiz Tutto a Cristo Ажайып, керемет асманда Ai plătit un preţ să-mi dai viaţă Un cântec nou pe drumul vieţii Հավատա Եվ Աղոթիր
Song not available - connect to internet to try again?