Finaritra ny olonao Jesosy Tompo ô ! Fa manana ny aim-baovao Ka ravo eram-po. Ny famonjena vitanao Dia efa voaray izao. Ny fifaliany atý. Hitohy hatrarý. Izaho va Jesosy ô, Mba isan'ny Anao ? Ny solika fitaziako Moa misy va izao ? Hevero ry fanahiko, Ka aza mety afa-po Ambara-pahafantatrao Fa Jeso no anao.天上信息 Al Que Esta Sentado فرحان قلبي فرحان Deyil mi, beni istedin. Ben sana geldim Hay Una Fuente Sin Igual Эгамдан Келар Мадад Ráč naše deti sám Covenant Song Йиз хяд вува بْه راستي
Song not available - connect to internet to try again?