He maharavoravo, Jeso, ny fitiavanao ; Izaho dia mpanota lavo, Nefa Jeso, nareninao. Mamin'ny foko loatra, Ny fanavotana vitanao ; He ! ny foko tsy afa- manoatra Jeso, hihira ho Anao. Izaho mpanota adala No nanehoam-pitiavan-tsoa Ny heloko, Jeso malala, Navelanao tokoa tokoa. Mamin'ny foko .. sns. Endrey ny hafaliako : Ny heloko navelanao, He ! maivana ny fahoriako Noho ny fanavotanao. Mamin'ny foko .. sns.مبارك اسم الرب В СВЕТЛИНАТА Таубе العذراء ويوحنا Hine ma Tov Мәсіх өліп тірілді Uwielbijmy Boga naszego Už som nové stvorenie J'ai confiance en toi trnym trnym
Song not available - connect to internet to try again?