He ! manda fiarovana, Andriamanitsika, Ampinga mahatohana Izay manjo antsika. Mamely fatratra Satana sompatra, Mpandoza hatrizay, Mpamitaka mahay Tsy manam-paharoa. Malemy, tsinontsinona, Fa mora resy isika ; Fa misy voahasina Miady ho antsika ; Jesosy re izay, Ilay iraky ny Ray, Mpitarika mahay, Mpamonjy hatrizay Sy Tompo-pandresena. Na dia ta-handevona Ireo devoly maro, Tsy misy atahorana, Jesosy no Mpiaro ; Ilay rain'ny maizina Dia nohelohina, Ka tsy ahoana, Fa teny tokana Dia mahalavo azy. Kendreny hofongorana Ny teny tanantsika, Kanefa tsy ho foana, Ny Tompo momba antsika. Na dia ho fongana Ny laza ananana, Harena, havana Tsy mampaninona, Ny lanitra antsika.مزمور 23 - مرنم I looked over Jordan jạy ạ̉sẖhd ạ̹nk rby Ӯ дар ин маҷлис нишаста Temnota neobstojí Your Grace is Enough Deň vzkriesenia Pánovho oslavujme a z víťazstva Kristovho sa radujme! Мерйем ве Марта'нън Шаркъсъ I'm Not Ashamed kfạkm qʿwd
Song not available - connect to internet to try again?