He, ny andon'ny maraina Latsaka ao an-tsaha re, Ka mamelona ny maina, Izay maniry rano be ! Ravoravo e, ny tany, Fa he, ny andro maina efa lany, Ka mitsahatra ny fahantrany, Manaroka ny hazo be. Ny fanahy karankaina Misy rano velona, Fa Jesosy andon'aina Manome fiainana : Velona ny jentilisa, Ny tany hay dia tonga Paradisa Marobe no efa voaisa Handray ny lova masina ! Misy làlana mizotra, Izay mankao Ziona re ; Any no mitanjozotra Ny vahiny marobe ; Ka Ziona dia mivoha Hidiran'ny navotan'ny Tsitoha ; Ao no ivorian'ny mifoha, Fa an'ny Tompo lehibe. He, mikambana ny mino Amim-pifaliam-be. Ka ny hobiny maneno Tahaka ny rano be ! Ao mitovy avokoa, Tsy misy Tompo sy mpanompo koa, Eny, razana iray tokoa Ny mponina ao Ziona re !Јəһја деди: «Мəн су илə سبحوه وزيدوه علوًا Haja sy voninahitra Bože, požehnaj z nebies výsosti msẖtạq ạ̹lyk เรามาเต้นรำ You are my hiding place An Kafa Birni Dai, Ba Nan Ya Ke Ba فى البدء كان الكلمة Счастье высшее мы рано в жизни нашли
Song not available - connect to internet to try again?