Hitsangana izao Izahay, ry Tompo ô ! Mba hanompoanay Anao, Ampionao izahay. Ny fahotana be Izay vitanay tatý, Dia ibebahanay izao, Ka mamelà anay. Ny tsy finoanay No nijanonanay Tsy nanatonanay Anao Izay ela be izay. Sasao madio izahay, Asio fo vaovao Ho ao anatinay izao, Ry Jeso Avotray ! Inoanay tokoa Fa maty Hianao, Hisolo olo-meloka No nijalianao. Mba manampia anay Hiankina aminao, Fa tokinay ny avotrao Natao tao Kalvary.Od hriechov či už chceš lm ạ̉kẖạf ḥznạaⁿ Стою в Твоей любви fy nạs نعلى مجدك Moja múdrosť a moja nádej Ты – Царь извечной славы نطة عالية Ibodat qilamiz hammamiz birga Mi-e-atât de dor
Song not available - connect to internet to try again?