Vao mifoha aho dia midera Anao, Ny androko ankiniko Aminao, (2) Ny fiainako rehetra, Anao ts'isy fetra, Tompo ô Ianao no miahy. Ny Fitiavanao no iainako, Tsy mba sambatra aho raha tsy eo Ianao, Raha tonga indray ny alina, Tsy hatahotra aho fa eo Ianao, Ny hany faniriako Tompo ô! Dia ny hanompo Anao hatrany. NY TENIN'ANDRIAMANITRAТиша нічна I cieli raccontano Alive Again yswʿ mạ ạ̉ʿẓmk Manos cariñosas Wszechwładny Stwórco świata Pleaca-ti genunchii Isus e aici Есть любовь Halliluyya, Oʻ - bizni sevar Hlas vzdialený
Song not available - connect to internet to try again?