Indro Jeso mandondona Eo am-baravaram-po, Injao ny feony mifona Mba haneho indrafo, Aoka izy hovohàna, Fa mitondra famelàna Hampahery sy hitana Ny fanahinao sy fo Efa novidiny lafo Mba ho afaka hianao ; Izy hiara-misakafo Sy hifaly aminao ; Fahasoavana zaraina, Lova ampanantenaina, Iray ny vatsy, iray ny aina 'Ndrey, ny hasambaranao !yạ ạ̉bạnạ lst ạ̉dry̱ قىمباتسىڭ سەن Oceanele Su di una nuvola Dupa doua mii de ani Vedo l'alba Tu sei degno Çünkü Sen Исо Хушхабар келтирди Sii una rocca
Song not available - connect to internet to try again?