Jehovah, Ray mahari-po, Izay tia sy mamindra fo O, mihainoa ny hatako : Mba mamindrà fo amiko ! Izaho izay mangataka Tsy azo hamarinina ; Indrisy ! be ny tsiniko ; Mba mamindrà fo amiko ! Tsy tamboko isaina re Ny fahotako marobe, Ka be tokoa ny tahotro ; Mba mamindrà fo amiko ! He ! misy hanatonako Anao, Mpandray mpibebaka : Izaho diso fatratra ; Mba mamindrà fo amiko ! Fa Jeso no Anarana Izay entiko mangataka Ny hamelanao heloka : Mba mamindrà fo amiko ! Tsinjovy re ny zanakao Miverina Aminao izao Fa mitaraina Aminao : Mba mamindrà fo amiko ! O ! mba jereo ka iantrao Izaho miandrandra Anao ; Ny heloko vonoinao, Fa mampisaraka Aminao.Я вклоняюсь Рəбб Иса ҝəл Uram, irgalmazz Har qanday ismdan yuqori ism O, o, cerul e în inima mea Услышь Его слова La messe è pronta Koru Beni Ey Tanrım Ellerimizi Kaldırdık Emanuel, Emanuel
Song not available - connect to internet to try again?