Jeso ô ! Sakaiza tsara, Be ny fitiavanao; Tsy mba misy voarara Tsy hihavana aminao ; // Mahagaga // Ny haben'ny antranao. Jeso ô ! mba manampia Izao madinikao izao Tsy hivily, tsy hania, Fa hanara-dia Anao, // He, malemy // Nefa be ny herinao. Jeso ô ! Mpamonjy mora ! Manampia, mamonje, Fa isan-andro, isan-ora Misy fahavalo be // 'Zay mamely // Ka harovanao anie.La Tua maestà جىم۔جىت كېچە Áradj, folyó Mutane Sun Far Yawaita a Duniya أغنية جديدة ạtạ̉ml fyk lmạ wld Свет Звезды kllt ạlsnẗ bjwdk - mydly Silent Night- Sakin Gece
Song not available - connect to internet to try again?