Jeso Sakaizan'ny zaza, Tompo koa, Jeso Sakaiza Malaza ! Mihainoa ! Zaza izahay mitaraina Aminao ; Mbola marefo ny aina, Tanonao. Jeso Sakaiza malala, Tokinay ; Aoka mba tsy ho adala Izahay. Jeso ô ! ampianaro Izahay, Jeso ! avia hiaro Ny dianay. Zaza izahay,ka sakano Tsy hania ; Kely izahay ka tantano Jeso tia ! Ary ny ray aman-dreny Raisonao, Aoka ny fony homeny Ho Anao. Jeso Sakaizan'ny zaza, Tompo koa ! Jeso Sakaiza malala Mihainoa.С хвалебными песнями радостно Visszhangozzon Waktu Hari Masih G'lap Dio onnipotente Господ говори Их Эзэн Тандаа Тюм Гьокйюзю Вечный Почтим мы дар Царя небес Qualche prova
Song not available - connect to internet to try again?