Jeso Tompo lehibe, Iraky ny Rainy, Nolatsain'ny maro be, Tsy mba nohajainy ! Jeso tia, Jeso tia, Maty voahombo ; Maty tany Kalvary, Maty re ny Tompo ! Ory loatra fahizay, Zanak'ondry mora, Maty mba ho solonay, Sady voakora ! Jeso tia, ..sns. Nalahelo, be nanjo, Nefa tsy nanota, Fa nijaly sitrapo Tany Gologota ! Jeso tia, ..sns. Jeso no Mpamonjy tia, Nahafoy ny ainy, Mba hamory 'zay mania, Hody amin-dRainy ! Jeso tia, ..sns.Христос благодарены Доведи меня до неба ไม่มีผู้ใดไม่มีนามใด Jezus Lekarz nad lekarze qù dé wèi dé zhī de Noming Buyukdir Rabbim Бог возлюбил погибший мир Ka Kipak Ngei Ie Lalpa Город прекрасный мирный приют Jesus es el Centro
Song not available - connect to internet to try again?