Mangataka aminao ny olonao ry Tompo ! Mba hitahianao ny havan- tianay Izay atokanay hitondra sy hanompo Ny Fiangonanao, henoy ny vavakay. Tafio ny hery fa tsy mahefa irery, Fenoy ny hevitrao ho toy ny zanakao. Mpitady ny mania, mpikaroka ny very. Hitondra ireo ho tia ny valan'ondrinao. Ny sainy hazavao hahazo fahendrena Hahay hitondra izao vahoaka be izao. Ampianaro koa mba tsy hatoky tena, Tolory saina soa hiankina aminao. Raha ory, aza afoy, tohàno sy onòny; Marary, mba tsaboy ; mahantra, mba jereo ; Apetraka aminao ny ainy sy ny fony ; Ka mba tsinjovinao, arovy sy vonjeo.Desert Song Sevinç Bir Bayraktır Resucito Jesus Isten báránya Nursyń Sen, kıeli Seniń qasıetiń Felice نفسي بتغنيلك Manda me Tvoj kríž Prends ma vie, elle doit être
Song not available - connect to internet to try again?