Mba ampio, ry Tompo soa Izahay navotanao, Fa mikasa mba hanoa Sy hanaraka Anao ; Hitanao fa kely hery Izahay mpanomponao, Tsy mahefa raha irery, Koa mba tarihonao. Izahay manolo-tena Mba hiasa ho Anao, Ka maniry, manantena Fa hanampy Hianao ; Hitanao fa kely hery, ..sns. Tianay hiara-dia Aminao, ry Tomponay, Ka tantano tsy hania Amin'ny alehanay. Hitanao fa kely hery, ..sns.رفعت عيني Оху Рəббə һалелуја Place pour toi pécheur Kim Senin Gibi İsa Mesih Исо Масиҳ Чўпоним Muna Raira Waƙoƙin Yabo От раннего утра Mi alma canta NI SARIH CHUNG HIM TEIN Prince Of Heaven
Song not available - connect to internet to try again?