Mba tantanonao, ry Raiko Izato làlan-janakao Ny mifidy toa tsy haiko Fa maniry indrindra Anao Hitanao ny adi-tsaina Mitambesatra ao an-doha 'Zany tsikin'ny maraina Toa ela vao hifoha Moa diso ny safidiko Raha mandroso ka mankao Sa 'ty làla-nofinidiko Dia tsy ilay voasoritrao Tanteraho ny faniriako O ! ry Tompo tena tia Fa ity zavatra iriko Masina amiko doria Nefa, raha tsy izay no didy Namboarinao ho ahy Amboary ny safidy Sy ny ratrako am-panahy Atolorinao ny hery Hampijoro izay nikoa Ka sitranonao ny fery Sy ny ratrako ao am-poCiao! Ciao! Bambini Otajonim yoʻlimizda Car ta bonté vaut mieux que la vie కవులకైనా సాధ్యమా Небеса Улетает душа Эй Масех Su gracia es mayor En la quietud Doamne ce comoară sfântă
Song not available - connect to internet to try again?