Misy tany mahafaly, Tany izay alehanay, Tany misy an'i Jeso, Jeso Tomponay ! Tany soa maharavo, Tany tadiavinay ! Afa-tahotra, afa-doza Izay tafiditra ao. Tany tia mpivahiny, Tany namboarinao, Ry Jesosy be fitia, Jeso Tomponay ! Ho anay atý an-tany Izay mba malahelo fo Noho ny fomban-tany ratsy Mahazatra anay. Maro be ny fahavalo Izay miady aminay ; Mafy ny fakam-panahy Hitanay atý ; Sakan-dalana, ady mafy No alehanay izao : Be tokoa ny mampahory, Nefa fantatrao. Eny, fantatrao, ry Jeso Fa izahay mpanomponao Dia handresy ny devoly Noho ny herinao ; Koa ampionao izahay re Mba hiankina aminao Hahatraranay ny tany Namboarinao.rạfʿyn rạytnạ Sentirai พระเยซูผู้ที่ข้าบูชาเหนือชีวา Midera anao izahay, Andriamanitra ô اشف يا الله أرضي W mym sercu Гал дөл мэт أنا غريب وتايه Noi mergem spre Ţara Făgăduinţei Al que está sentado en el trono
Song not available - connect to internet to try again?