Na mandalo ady sarotra aza aho Moa Jesosy ve tsy ahy ? Aroko sy mandako, sady tokiko Na hisesy eo anoloako aza moa 'Zay mety ho fakam-panahy Mampandresy ahy hatrany Jeso. Izy no namonjy ahy Ka nanafaka ahy Ary koa mbola miaro Sy hitantana ahy Na hisesy eo anoloako aza moa 'Zay mety ho fakam-panahy Mampandresy ahy hatrany Jeso. Na ambinina aza ireo ratsy fanahy Moa Jesosy ve tsy ahy ? Tsy mba hierikerika aho Tsy hanana ahiahy Na ety an-tany na any an-danitra any Ts'isy iriko tahaka Azy Vatolampy sy anjarako Izy Izy no namonjy ahy Ka nanafaka ahy Ary koa mbola miaro Sy hitantana ahy Na ety an-tany na any an-danitra any Ts'isy iriko tahaka Azy Vatolampy sy anjarako IzyPo dvoch cestách fēi cháng de suì yuè Аффедилдим Ucisz mnie Panie, to prośbą jest mą Эта песня хвалы словно птица парит в небеса Ek sien 'n nuwe hemel kom தாய்போல தேற்றி தந்தை போல ஆற்றி Shout for joy Йюреимин Хакими Хоч олиб у, Голготага
Song not available - connect to internet to try again?