Omeo mba handramako Ny fitiavanao, Hahaizako, ry Jeso ô, // Hihavana Aminao // Iriko re ny tavanao, Ry Ilay malalako, Fa tiako ny hahita Anao, // Izay Sakaizako // Hanjavona ny masoko, Hamoy ny namako, Fa Hianao Jesosy ô, // Ho eo anilako // Raha ao ny ali-maizim-be Izay handehanako, Ho eo an-tananao anie // No hahafatesako // Ka tsy mba hatahorako Ny aizim-pasana, Hatsanganao ny tenako // Ho tena sitrana //qwlwạ llṣdyq kẖyr Missionary Anthem К водам живым поспешите Огонь вечный อัศจรรย์พระเยซูของเรา ملوك الماجوس Мен алсырап, жан дүйнөм кыйналганда Пригответе път Sei qui per me hwdẖạ qd ṣạr lyl
Song not available - connect to internet to try again?