Ry Andriananaharinay ! Ny hamasinanao Dia tena lehibe tokoa, Raha te-hahita Anao izahay, Tsy maintsy tsara fo. Ny mason'ny anjelinao Mahita Anao tokoa, Ka tsy mba manjambena ireo, Na dia mamirapiratra, Ny hamasinanao. Fa tsy nanota taminao Akory izy ireo, Tsy meloka, tsy menatra, Ka misy hahazoany Hijery tsara Anao. Fa izahay, maloto fo, Raha te-hahita Anao, Tsy mana-mahamendrika, Fa zanak'olombelona ; Ahoana no hatao ? Ry Andriananaharinay ! Ny ran'ny Zanakao, Ny asan'ny Fanahy koa, No zava-mahamendrika Anay hahita Anao.تحت ظلك La tua presenza В этот тихий спокойный вечер ạ̉nạ frḥạn İçimde Taştan Yürek Var Небо нас ожидает نحن واثقون tftḥ ydk ftsẖbʿ يا محباً مات عن جنس البشر Патыша догулды
Song not available - connect to internet to try again?