Ry Fanahy Mpanazava ! Mitariha anay izao ! 'Zay nampanoratinao ! // Dia hifaly // Izahay tarihinao ! (in-2) Ry Fanahy Mpanazava ! Maminay ny anatrao, Fa matanjaka sy hendry 'Zay ampianarinao ! // Hatanjaho // Izahay mpianatrao ! (in-2) Ry Fanahy Mpanazava ! Aoka tsy hangia anay Ny angano sy tantara 'Zay hamily dia anay ! // Mba sakano // Tsy handavanay Anao ! (in-2) Ry Fanahy Mpanazava ! Ny Baiboly taminao Dia fanilo sady toky Hanatonanay Anao ! // Mba tsilovy // 'Zay miankina Aminao (in-2)Gerico cadrà Vysoko NAD A Jesús Alabaremos Akt oddania 1 Dziś nam nastał dzień wspaniały Бу йерйюзюнде Итгэл - Агуу шагналд хүрхээр lạ̉jlkm sẖrbt kạ̉s mr Жүсіп Жақып баласы, Рахила оның анасы Tu mi-ai fost şi îmi eşti scăparea
Song not available - connect to internet to try again?