Ry Jeso ô ! midina, Jereo izahay izao ; Atreho sao variana, Ka tsy mahita Anao, Hazoninao ny saina, Hijery tsara Anao, Mba tsy ho very maina Izao fivoriana izao. Ry Jeso ! hamasino Ny toe-piainanay, Ka dia ampidino Ny hery ho anay ; Ny bitsika mangina Ataovinao izao, Hamelom-paniriana Hanao ny sitrakao. Ry Jeso ô ! monena, Midira Hianao, Ny fonay mamantena Handray Anao izao ; Ka izay misalasala Ampaherezonao, Dia taomy hahalala Ny fitiavanao. Ny hatakay mangina Henoy ka valio, Koa dia mitenana Hianao ankehitrio, Ry Jeso ! Mpanazava Ny dianay atý, Omàny lalandava Ny fonay ho arý.Petugas di Pabean yạ rb ạ̉nt ạ̹lh ạljnwd ليكن نور C'est Dieu qui m'a créé Бардык күчтөн, бийликтен Город мечты Dad Loor A Dios I know that I can make it 온맘다해 Тирик Худойимсан
Song not available - connect to internet to try again?