Sambatra ny sofiko Fa nandre ny teny, Tenin'i Jesosiko, Tenim-pamonjeny. He ! izaho tiany Mba hiara-dia Sy hianatra aminy Ary tsy hania. Sarotra ny làlako Sady mampanahy, Nefa ny Mpamonjiko Mahatoky ahy ; Vetivety foana Dia ho avy Izy Amim-boninahitra, Ka handray ny Azy.Я хочу Dupa ploaie şi furtună Песня в пустыне С любов, нежност, доброта Спаситель дивный Господь بناديلك نحن واثقون بأن لنا طريقاً zhè shì wǒ de xīn shēng Karjaid tartanak Ao ny lanitra tsara tokoa
Song not available - connect to internet to try again?