Tahio re, ny teninao Ankalazao ny Zanakao, Izay nasandratrao ry Ray, Ho kiady sy ho aronay. Ry Jeso ô ! Mpanjakanay, Ampandreseo izahay ; Ho menatra ny rafinao, Raha hitany ny herinao. Ry Mpampionona anay, Ampikambano ho iray Ny sampam-piangonana, Hiray am-pitiavana.Yüreğimdeki o yanış Čo dať ti máme, Bože náš Твой Свет néng chū yī bǎ lì jiù chū yī bǎ lì Sing for joy in The Lord Takk for det blod som frelser Ümid bəxş etdin Лишь один приходил на кресте умереть Tamasha, Ózińmen birge bolǵan Gott und König
Song not available - connect to internet to try again?