Tia zaza Tia zaza Ny Jesosinay ! Lanitra nafoiny, Zaza notrotroiny, Tia zaza Tia zaza Ny Jesosinay ! Trano tsara Tany tsara Namboariny ; Trano be anjely, Ho anay izay kely, Trano tsara, ..sns. Voankazo, Voninkazo Tsara fofona, Tsy halazo intsony Ao Edena ambony, Voankazo, ..sns. Zazakely Sy anjely Samy sambatra ; Hira no hirainy Ao an-tranon-dRainy. Zazakely, ..sns. Seza tsara, Lamba tsara Ho antsika ao Hiakanjo lava Fotsy lalandava Seza tsara, ..sns. Ento mora, Ento mody Jeso, izahay, Ho an-tranon-dRainao, Fa ao no tranonay ô ! Ento mora, ..sns.قۇتقارۇۇچۇنۇ تاانىيسىڭبى ạ̉nạ lst wḥdy Di Kala Hidupku Tent'ram yạ rb yạ mạʾ Аз рӯзе Худои ман (Ту омадӣ) Kiitos olkoon Jumalalle Ғасырлар Үміті Lift Up Your Heads, Ye Mighty Gates شكرًا شكرًا لله Acércame a ti
Song not available - connect to internet to try again?