Tsy fantatrao va Ilay namonjy anao ? Ry havako ory izao ? Mitady anao Ilay namonjy anay. Maniry hamonjy anao ; Mihainoa ny hamonjy anao Manao hoe : " Manatòna anio, Na dia be aza ny ratsy natao, Dia mety ho afaka izao. " Fa tonga tatý Ilay namonjy anay Ka nampijaliana tokoa ; Ny rany izay namonjeny anay Hamono ny helokao koa ; Mihainoa ..sns. Misento anao Ilay namonjy anay, Ry olo-mahantra atý ! Tomany anao Ilay namonjy anay Fandrao dia ho very arý ; Mihainoa ..sns. Henoinao izao ny hamonjy anao, Hiadam-pinaritra am-po ; Faingàna handray ny homeny anao Dia lova tsy mety ho lo ; Mihainoa ..sns.После проливных дождей A Jesucristo quiero llegarme The Mighty One of Israel FOR CHRISTAND THE CHURCH I giardini della mia vita tạ̉ml 3 行走天路的肢体 أطلقني حرًا يسوع ربي مؤتي الأغانى Gospel train
Song not available - connect to internet to try again?