Avia, ry Fanahy ô ! Ho eto aminay, Ny fanahinay mba fenoinao Ny hasoavanao. Maloto ny fanahinay, Ka mba diovinao ; Tsy mahomby re ny fihevitray, Mba amboarinao. He, zaza osa izahay, Ka mba tantanonao, Be ny ratsy izay te-hitaona anay, Ampio ny olonao. O, ry Fanahy hendry ô, Miandry izahay, Manantena Anao hanadio ny fo He, zaza osa izahay, Ka mba tantanonao, Be ny ratsy izay te-hitaona anay, Henoy ny hatakay.بۉت جۉرۅگۉمدۉ ىيسا ۅزۉ ەەلەپ السىن RW: Blessed be the Name عندما نصلي لك Великий Боже як на світ погляну Прославляю Тебя Адонай يسوع نتوجك نعلن ملكك تعال آلان Prendi forza اكە قالايمىن Имя Его Это тот день
Song not available - connect to internet to try again?