Finaritra ny vorona ao an-ala Sy ao an-karam-bato avobe ; Na dia betsaka ny mpankahala Mivonon-kahafaty azy re ; Matoky izy, tsy misalasala, Fa manam-piarovan-dehibe. Jesosy Tompoko no harambato Sy ala mafy ikirizako ; Na mafy aza sady tsy miato Izay ataon'ny fahavaloko, Mamely ahy ary misahato, Jesosy re no fiarovako. Izay rehetra ta-hamely ahy, Mikendry, nefa sasa-poana ; Izaho dia ravo am-panahy, Tsy azony atao ahoana, Fa misy manda manodidina ahy, Izay miaro sy manohana.Quand je contemple يا سيدي اختبرني Blessed be my God ạ̉wtạr ạlʿwd 紧紧地拉着你的手 Օրհնե Տերն, Ով Իմ Անձ Obediente A Tu Mandato rby qạỷd ḥyạty Dziękuję Boże Ci, że życie dałeś mi Абрахамын өргөл
Song not available - connect to internet to try again?