Taona tokana sarobidy Ka isaorana Ilay Tsitoha Tena taona mba fitadidy Fa tsingerina mampifoha Ny hafalian'ny lohantaona No manenika izato lasy // Fa naharitra ka tsy foana Ny Baibolin'ny Malagasy // Ny vahoakan'ny firenena 'Njao mianoka fifaliana Fa ny Tenin'ny Famonjena No rnivimbina fitahiana Ka manenika ny eran-tany Sy manerana ny tontolo // Ary isany tamin'izany Ny taninay ka niova volo. // Be ny sarotra nosetraina Be ny sakana izay nandrara Nisy aza famoizana aina 'Zay voarakitry ny tantara. Nefa, tao Andriamanitra Ka ny Teniny tsy mba resy // No sabatra iray maranitra Nampahatoky sy nampandresy // Irina indrindra ho tafatoetra Hitondrana ny firenena, Ho filamatra, tarigetra Izany tenin'ny Famonjena: Ny fitiavana hahazo laka, Filaminana no hiseho, // Fiadanana no hanjaka, Ny fahantrana ho foana hatreo //Dalla fine al principio Na lôžko idúc يا الله من مثلك La tentazione Эзэн бол миний хоньчин คำอ้อนวอน ạ̉nạ ạlrb La izvorul Său prieten drag mereu Tiens-moi dans tes bras Всичко в Тебе имам, о Христе
Song not available - connect to internet to try again?