Vory eto izahay Hihevitra ny asanao, Tompo, manatreha anay Ka asehoy ny sitrakao. Aoka Hianao no mba hitarika anay Tompo, tahio izahay Mba ho voninahitrao ny asa vitanay. Hahavita inona Ny saina aman-kevitray ? Tena tsinontsinona, Ry Tompo ô ! ny herinay, Ka mba midina eto afovoanay Hanana aina masina ny fivorianay ! Tompo, tahio izahay ..sns. Hianao no nanome Ny asa hoheverinay, Tena adidy lehibe No voatolotra anay, Enga anie ny sitrakao irery no hatao ! Aoka tsy ho vanona izay tsy sitrakao ! Tompo, tahio izahay ..sns. Areheto aminay Ny afom-pitiavanao, Mba hahaizanay miray Mitory ny Anaranao, Hahavory marobe hanatona Anao, Hampamirapiratra ny voninahitrao ! Tompo, tahio izahay ..sns.bạjy bḍʿfy Сэтгэлийн минь нүдийг нээгээч Jak to dobrze wiedzieć, żeś Ty, Jezu ANDRIAMANITRA O! RAINAY تحت الصليب Samoviy Ota qudratli Hudo ЕТО ТОЙ Е ЖИВ Гоҳ кетсам жондан тўйиб Ven y Lléname Tu per me vali
Song not available - connect to internet to try again?